Matio 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nanontany ny mpianany i Jesosy nony tonga tao amin’ny faritr’i Kaisaria-Filipo, nanao hoe: “Lazain’ny olona ho iza moa ny Zanak’olona?”+ Marka 8:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary niala teo i Jesosy sy ny mpianany ka nankany amin’ireo tanàna any Kaisaria-Filipo. Teny an-dalana, dia nanontany ny mpianany izy hoe: “Lazain’ny olona ho iza moa aho?”+
13 Ary nanontany ny mpianany i Jesosy nony tonga tao amin’ny faritr’i Kaisaria-Filipo, nanao hoe: “Lazain’ny olona ho iza moa ny Zanak’olona?”+
27 Ary niala teo i Jesosy sy ny mpianany ka nankany amin’ireo tanàna any Kaisaria-Filipo. Teny an-dalana, dia nanontany ny mpianany izy hoe: “Lazain’ny olona ho iza moa aho?”+