Matio 16:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hoy izy taminy: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?”+ Marka 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa nanontany an’ireo izy hoe: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia hoy ny navalin’i Petera azy: “Ianao no Kristy.”+
29 Koa nanontany an’ireo izy hoe: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia hoy ny navalin’i Petera azy: “Ianao no Kristy.”+