FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 49:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mitoky amin’ny fananany izy ireo,+

      Ary mirehareha amin’ny harem-beny,+

  • Matio 16:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Inona moa no soa ho azon’ny olona raha mahazo an’izao tontolo izao izy nefa very ny ainy?+ Sa inona no homen’ny olona ho takalon’ny+ ainy?

  • Marka 8:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Fa inona tokoa moa no soa ho azon’ny olona raha mahazo an’izao tontolo izao izy nefa very ny ainy?+

  • Asan’ny Apostoly 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nividy+ saha tamin’ny vola azony tamin’ny tsy fahamarinana+ izy. Nianjera anefa izy ka ny lohany no lasa aloha.+ Ary vaky ny tao anatiny ka nipoaka, dia nipotsaka daholo ny tsinainy.

  • Apokalypsy 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Araka izay nankalazany tena sy niainany tao anatin’ny renty izay efa tsy nahamenatra azy intsony, dia omeo fijaliana sy alahelo torak’izany koa izy.+ Fa nanao anakampo foana izy hoe: ‘Mipetraka toy ny mpanjakavavy+ aho ary tsy mpitondratena,+ ka tsy halahelo mihitsy.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara