Matio 16:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Lazaiko aminareo marina tokoa fa misy amin’izay mijoro eto tsy handia fahafatesana mihitsy, mandra-pahitany ny Zanak’olona ho tonga ao amin’ny fanjakany.”+ Marka 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy koa izy tamin’ireo: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa misy amin’izay mijoro eto tsy handia fahafatesana mihitsy, mandra-pahitany ny fanjakan’Andriamanitra efa tonga amin-kery.”+
28 Lazaiko aminareo marina tokoa fa misy amin’izay mijoro eto tsy handia fahafatesana mihitsy, mandra-pahitany ny Zanak’olona ho tonga ao amin’ny fanjakany.”+
9 Hoy koa izy tamin’ireo: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa misy amin’izay mijoro eto tsy handia fahafatesana mihitsy, mandra-pahitany ny fanjakan’Andriamanitra efa tonga amin-kery.”+