Genesisy 11:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa i Saray kosa mbola momba+ ihany, satria tsy nanan-janaka. Salamo 113:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Omeny trano hipetrahana ny vehivavy momba,+Ka ataony tonga reny falifaly noho ny fananana zanaka maro.+Miderà an’i Jah!+
9 Omeny trano hipetrahana ny vehivavy momba,+Ka ataony tonga reny falifaly noho ny fananana zanaka maro.+Miderà an’i Jah!+