Matio 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy, ka namirapiratra toy ny masoandro ny tavany,+ ary nanjary nanjelanjelatra toy ny hazavana ny akanjony ivelany.+ Marka 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ka nanjary namirapiratra ny akanjony ivelany, sady tena fotsy be, ary tsy misy mpanadio lamba mahafotsy lamba toy izany eto an-tany.+
2 Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy, ka namirapiratra toy ny masoandro ny tavany,+ ary nanjary nanjelanjelatra toy ny hazavana ny akanjony ivelany.+
3 ka nanjary namirapiratra ny akanjony ivelany, sady tena fotsy be, ary tsy misy mpanadio lamba mahafotsy lamba toy izany eto an-tany.+