Jaona 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tonga nofo àry ny Teny,+ ary nonina teo amintsika, ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Feno hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy fahamarinana+ izy. 2 Petera 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsia, tsy nanaraka tantara tsy marina noforonina+ tamin-kafetsena izahay, rehefa nampahafantatra anareo ny hery sy ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ fa nahita maso ny fahamboniany+ kosa.
14 Tonga nofo àry ny Teny,+ ary nonina teo amintsika, ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Feno hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy fahamarinana+ izy.
16 Tsia, tsy nanaraka tantara tsy marina noforonina+ tamin-kafetsena izahay, rehefa nampahafantatra anareo ny hery sy ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ fa nahita maso ny fahamboniany+ kosa.