FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nanatona an’i Jesosy ny mpianatra tamin’izay ora izay ka niteny hoe: “Iza marina no lehibe indrindra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra?”+

  • Marka 9:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary tonga tao Kapernaomy izy ireo. Koa nony tao an-trano izy dia nanontany an’ireo mpianany hoe: “Inona no nifandiranareo teny an-dalana?”+

  • Lioka 22:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary nifanditra mafy koa izy ireo momba ny hoe iza no noheverina ho lehibe indrindra teo aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara