Marka 9:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Izay mandray zaza tahaka ity amin’ny anarako, dia mandray ahy. Ary izay mandray ahy, dia tsy mandray ahy fotsiny, fa mandray an’ilay naniraka ahy koa.”+ Jaona 12:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Niteny mafy anefa i Jesosy hoe: “Izay mino ahy, dia tsy izaho ihany no inoany, fa ilay naniraka ahy.+
37 “Izay mandray zaza tahaka ity amin’ny anarako, dia mandray ahy. Ary izay mandray ahy, dia tsy mandray ahy fotsiny, fa mandray an’ilay naniraka ahy koa.”+
44 Niteny mafy anefa i Jesosy hoe: “Izay mino ahy, dia tsy izaho ihany no inoany, fa ilay naniraka ahy.+