Matio 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa izay lehibe indrindra aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo.+ Romanina 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aoka ianareo hifaneho firaiketam-po lalina raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy.+ Aoka ianareo ho loha laharana raha ny amin’ny fifanomezam-boninahitra.+
10 Aoka ianareo hifaneho firaiketam-po lalina raha ny amin’ny fitiavan-drahalahy.+ Aoka ianareo ho loha laharana raha ny amin’ny fifanomezam-boninahitra.+