Deoteronomia 28:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Hotahina izay aloaky ny kibonao,+ sy ny vokatry ny taninao, ary ny zanaky ny biby fiompinao,+ na ny omby na ny ondry aman’osy.+ Lioka 11:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Raha mbola niteny izany izy, dia nisy vehivavy avy tao amin’ny vahoaka niantsoantso, ka nanao taminy hoe: “Sambatra ny kibo+ izay nitondra anao, sy ny nono izay ninonoanao!”
4 “Hotahina izay aloaky ny kibonao,+ sy ny vokatry ny taninao, ary ny zanaky ny biby fiompinao,+ na ny omby na ny ondry aman’osy.+
27 Raha mbola niteny izany izy, dia nisy vehivavy avy tao amin’ny vahoaka niantsoantso, ka nanao taminy hoe: “Sambatra ny kibo+ izay nitondra anao, sy ny nono izay ninonoanao!”