FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary raha vao tongan’izy roa lahy teo an-tsisin’ny tanàna izy ireo, dia niteny taminy ny iray tamin’izy roa lahy hoe: “Mandosira hamonjy ny ainao!+ Aza mitodika any aoriana,+ ary aza mijanona na aiza na aiza eran’ny Faritr’i Jordana!+ Mandosira any amin’ny faritra be tendrombohitra, sao ho ringana ianao!”+

  • Matio 10:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany ahy dia tsy mendrika ahy, ary izay tia zanakalahy na zanakavavy mihoatra noho ny fitiavany ahy dia tsy mendrika ahy.+

  • Filipianina 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ry rahalahy, tsy mihevi-tena ho efa nahazo aho. Zavatra iray ihany anefa no ataoko: Manadino ny zavatra any aoriana+ aho ary mikely aina hanatratra ny eo aloha.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara