Jaona 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izay manana ny ampakarina no mpampakatra.+ Na izany aza, dia faly be ny naman’ny mpampakatra rehefa mitsangana ka mandre ny feon’ny mpampakatra. Ary efa feno ankehitriny izany fifaliako izany.+
29 Izay manana ny ampakarina no mpampakatra.+ Na izany aza, dia faly be ny naman’ny mpampakatra rehefa mitsangana ka mandre ny feon’ny mpampakatra. Ary efa feno ankehitriny izany fifaliako izany.+