FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary lazao amin’ny rahalahiko hoe: ‘Fiadanana anie ho anao+ sy ny ankohonanao ary izay rehetra anao!

  • Matio 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Rehefa miditra ao an-trano ianareo, dia arahabao ny ao.

  • Lioka 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa na aiza na aiza trano hidiranareo, dia mitoera ao ary avy ao indray miainga.+

  • Jaona 20:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ny androtr’iny ihany, izany hoe tamin’ny harivan’ilay andro voalohany amin’ny herinandro,+ dia tonga+ i Jesosy ka nitsangana teo afovoan’ny mpianatra, na dia nihidy tao an-trano aza izy ireo noho ny fahatahorany+ ny Jiosy. Hoy i Jesosy: “Ho aminareo anie ny fiadanana!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara