Deoteronomia 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hahazo anjara hanina mitovy+ amin’ny an’ireo izy, ankoatra an’izay zavatra azony amin’ny fivarotany ny fananany navelan’ny razany. 1 Korintianina 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Raha misy tsy mpino manasa anareo ka te ho any ianareo, dia hano izay rehetra aroso eo anoloanareo,+ ka aza manontany sao hampikorontana ny feon’ny fieritreretanareo izany.+ Galatianina 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka koa izay ampianarina*+ ny tenin’Andriamanitra mba hifampizara+ ny zava-tsoa rehetra amin’ilay mampianatra.+
8 Hahazo anjara hanina mitovy+ amin’ny an’ireo izy, ankoatra an’izay zavatra azony amin’ny fivarotany ny fananany navelan’ny razany.
27 Raha misy tsy mpino manasa anareo ka te ho any ianareo, dia hano izay rehetra aroso eo anoloanareo,+ ka aza manontany sao hampikorontana ny feon’ny fieritreretanareo izany.+
6 Aoka koa izay ampianarina*+ ny tenin’Andriamanitra mba hifampizara+ ny zava-tsoa rehetra amin’ilay mampianatra.+