Genesisy 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Angaha misy zava-mahagaga tsy vitan’i Jehovah?+ Hiverina eto aminao aho amin’ny fotoana voatondro, amin’ny herintaona toy izao, ka hanan-janakalahy i Saraha.” Genesisy 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nitsinjo an’i Saraha i Jehovah araka izay efa nolazainy, ka notanterahin’i Jehovah taminy izay nampanantenainy.+
14 Angaha misy zava-mahagaga tsy vitan’i Jehovah?+ Hiverina eto aminao aho amin’ny fotoana voatondro, amin’ny herintaona toy izao, ka hanan-janakalahy i Saraha.”
21 Ary nitsinjo an’i Saraha i Jehovah araka izay efa nolazainy, ka notanterahin’i Jehovah taminy izay nampanantenainy.+