Ohabolana 27:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza ilaozana ny namanao na ny naman’ny rainao, ary aza miditra ao an-tranon’ny rahalahinao amin’ny andro fahorianao. Aleo namana eo akaiky eo, toy izay rahalahy any lavitra any.+
10 Aza ilaozana ny namanao na ny naman’ny rainao, ary aza miditra ao an-tranon’ny rahalahinao amin’ny andro fahorianao. Aleo namana eo akaiky eo, toy izay rahalahy any lavitra any.+