Jaona 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy ilay vehivavy samaritanina: “Jiosy ianao, koa nahoana no mangataka amiko rano hosotroina, nefa izaho vehivavy samaritanina?”—Fa tsy mifandray amin’ny Samaritanina ny Jiosy.+—
9 Dia hoy ilay vehivavy samaritanina: “Jiosy ianao, koa nahoana no mangataka amiko rano hosotroina, nefa izaho vehivavy samaritanina?”—Fa tsy mifandray amin’ny Samaritanina ny Jiosy.+—