Isaia 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy misy tsy marary koa hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia.+ Tsy nisy nopotserina na nofehezina anefa ny ratra sy ny mangana ary ny fery vao, sady tsy nohosorana menaka.+
6 Tsy misy tsy marary koa hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia.+ Tsy nisy nopotserina na nofehezina anefa ny ratra sy ny mangana ary ny fery vao, sady tsy nohosorana menaka.+