Eksodosy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana, na dia hatramin’ny taranaka faharivo aza.+ Salamo 103:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny hatsaram-panahin’i Jehovah kosa anefa efa hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay+Ho an’izay matahotra azy,+Ary ny fahamarinany dia maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby+
6 Fa izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana, na dia hatramin’ny taranaka faharivo aza.+
17 Ny hatsaram-panahin’i Jehovah kosa anefa efa hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay+Ho an’izay matahotra azy,+Ary ny fahamarinany dia maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby+