Salamo 89:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny olona novonoina.+Ny herin-tsandrinao no nanaparitahanao ny fahavalonao.+ Isaia 40:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho avy toy ny mahery i Jehovah Tompo Fara Tampony, ary ny sandriny no hanjaka hisolo tena azy.+ Efa eny aminy ny valisoa omeny,+ ary efa eo anatrehany ny karama aloany.+ Isaia 52:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nampiharihary ny sandriny masina teo anatrehan’ny firenena rehetra i Jehovah,+ ary hahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+
10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny olona novonoina.+Ny herin-tsandrinao no nanaparitahanao ny fahavalonao.+
10 Ho avy toy ny mahery i Jehovah Tompo Fara Tampony, ary ny sandriny no hanjaka hisolo tena azy.+ Efa eny aminy ny valisoa omeny,+ ary efa eo anatrehany ny karama aloany.+
10 Nampiharihary ny sandriny masina teo anatrehan’ny firenena rehetra i Jehovah,+ ary hahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+