Salamo 119:120 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 120 Mihoron-koditra aho noho ny fahatahorana anao.+Ary matahotra aho noho ny didim-pitsaranao.+ Hebreo 10:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Zavatra mampahatahotra ny ho azon’ny tanan’ilay Andriamanitra velona.+