1 Samoela 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy maintsy mikarama mba hahazoana sakafo ireo voky,+Fa ny noana kosa tsy noana intsony.+Na ny vehivavy momba aza miteraka fito,+Fa izay niteraka maro kosa tsy hanan-janaka intsony.+ Salamo 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Zara raha manan-kohanina ny liona tanora matanjaka ka noana,+Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+ Salamo 107:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa nataony afa-ketaheta ireo main’ny hetaheta,+Ary ny noana kosa novokisany zava-tsoa.+
5 Tsy maintsy mikarama mba hahazoana sakafo ireo voky,+Fa ny noana kosa tsy noana intsony.+Na ny vehivavy momba aza miteraka fito,+Fa izay niteraka maro kosa tsy hanan-janaka intsony.+
10 Zara raha manan-kohanina ny liona tanora matanjaka ka noana,+Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+