FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 98:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsaroany ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny tsy fivadihany tamin’ny taranak’Israely.+

      Nahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+

  • Isaia 41:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Fa ianao kosa, ry Israely, dia mpanompoko,+ ary ianao, ry Jakoba izay nofidiko,+ dia taranak’i Abrahama+ namako.+

  • Jeremia 31:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niseho tamiko avy lavitra i Jehovah, ka nilaza hoe: “Fitiavana mandritra ny fotoana tsy voafetra no itiavako anao.+ Izany no antony nisarihako anao, ka ny hatsaram-panahiko feno fitiavana no nentiko nanintonana anao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara