20 Hasehonao ny fahamarinana nasehonao tamin’i Jakoba, sy ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Abrahama, dia izay nianiananao tamin’ny razanay, hatramin’ny taloha ela be.+
16 Tamin’i Abrahama sy tamin’ny taranany no nilazana ny fampanantenana.+ Tsy voalaza hoe: “Ary ho an’ireo taranaka”, toy ny milaza maro, fa toy ny milaza tokana,+ dia hoe: “Ary ho an’ny taranakao”,+ dia i Kristy+ izany.