Salamo 113:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Omeny trano hipetrahana ny vehivavy momba,+Ka ataony tonga reny falifaly noho ny fananana zanaka maro.+Miderà an’i Jah!+ Salamo 116:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsara fanahy sy tia rariny i Jehovah.+Andriamanitra mamindra fo ny Andriamanitsika.+
9 Omeny trano hipetrahana ny vehivavy momba,+Ka ataony tonga reny falifaly noho ny fananana zanaka maro.+Miderà an’i Jah!+