Deoteronomia 25:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary raha tokony hokapohina ilay meloka,+ dia hasain’ny mpitsara ampandriana sy kapohina+ eo anatrehany izy, ka arakaraka ny ratsy nataony ny isan’ny kapoka. Jaona 9:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Hoy i Jesosy: “Tsy ho nanan-keloka ianareo, raha jamba. Milaza anefa ianareo hoe: ‘Mahita izahay’,+ koa tsy afaka àry ny helokareo.”+ Jakoba 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aoka kosa ianareo ho mpankatò ny teny,+ fa tsy ho mpihaino fotsiny ihany, ka hamita-tena amin’ny fiheveran-diso.+ Jakoba 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa raha misy mahafantatra izay tokony hataony, nefa tsy manao,+ dia manota+ izy.
2 Ary raha tokony hokapohina ilay meloka,+ dia hasain’ny mpitsara ampandriana sy kapohina+ eo anatrehany izy, ka arakaraka ny ratsy nataony ny isan’ny kapoka.
41 Hoy i Jesosy: “Tsy ho nanan-keloka ianareo, raha jamba. Milaza anefa ianareo hoe: ‘Mahita izahay’,+ koa tsy afaka àry ny helokareo.”+
22 Aoka kosa ianareo ho mpankatò ny teny,+ fa tsy ho mpihaino fotsiny ihany, ka hamita-tena amin’ny fiheveran-diso.+