Asan’ny Apostoly 5:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary taorian’i Teodasy, dia nitsangana i Jodasy avy any Galilia, tamin’ny andron’ny fisoratana anarana,+ ary nitaona olona hanaraka azy. Maty anefa izy, ka niparitaka izay rehetra nanaiky azy.
37 Ary taorian’i Teodasy, dia nitsangana i Jodasy avy any Galilia, tamin’ny andron’ny fisoratana anarana,+ ary nitaona olona hanaraka azy. Maty anefa izy, ka niparitaka izay rehetra nanaiky azy.