Lioka 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa noho ny tsy ninoanao ny teniko izay ho tanteraka amin’ny fotoana voatondro, dia ho moana+ ianao ka tsy ho afa-miteny mandra-pahatanterak’izany.”
20 Fa noho ny tsy ninoanao ny teniko izay ho tanteraka amin’ny fotoana voatondro, dia ho moana+ ianao ka tsy ho afa-miteny mandra-pahatanterak’izany.”