1 Petera 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manàna feon’ny fieritreretana madio,+ mba ho menatra+ ireo manao tsinontsinona ny fitondran-tena tsara anananareo mpanara-dia an’i Kristy, na dia manaratsy anareo aza izy ireny.+
16 Manàna feon’ny fieritreretana madio,+ mba ho menatra+ ireo manao tsinontsinona ny fitondran-tena tsara anananareo mpanara-dia an’i Kristy, na dia manaratsy anareo aza izy ireny.+