Lioka 9:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia nitolagaga ny rehetra noho ny hery lehiben’Andriamanitra.+ Raha mbola gaga ny rehetra noho ny zava-drehetra nataon’i Jesosy, dia hoy izy tamin’ny mpianany:
43 Dia nitolagaga ny rehetra noho ny hery lehiben’Andriamanitra.+ Raha mbola gaga ny rehetra noho ny zava-drehetra nataon’i Jesosy, dia hoy izy tamin’ny mpianany: