FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 17:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Eny amin’ny tendrombohitra avon’ny Israely no hamindrako azy.+ Hisy sampany izy ary hamoa+ ka ho lasa hazo sedera lehibe.+ Ary honina eo ambaniny ny karazam-borona rehetra. Ho eny ambany aloky ny raviny izy ireo.+

  • Ezekiela 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Teny amin’ny sampany no nanaovan’ny voro-manidina rehetra ny akaniny,+ ary teo ambany rantsany no niterahan’ny bibidia rehetra.+ Nonina teo ambany alokalony ny firenena rehetra be mponina.

  • Daniela 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsara tarehy ny raviny, be dia be ny voany, ary nisy sakafo ho an’ny rehetra teo aminy. Nitady alokaloka+ teo ambaniny ny bibidia,+ nipetraka teny amin’ny sampany ny voro-manidina,+ ary ny nofo rehetra nahazo sakafo avy taminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara