Genesisy 39:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nomba an’i Josefa anefa i Jehovah, ka nahomby avokoa izay nataony,+ ary nahazo andraikitra tao an-tranon’ilay Ejipsianina tompony izy. Salamo 80:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ny tananao hanampy an’ilay olona eo an-tananao ankavanana,+Dia ilay zanak’olombelona izay nohatanjahinao ho anao.+
2 Nomba an’i Josefa anefa i Jehovah, ka nahomby avokoa izay nataony,+ ary nahazo andraikitra tao an-tranon’ilay Ejipsianina tompony izy.
17 Aoka ny tananao hanampy an’ilay olona eo an-tananao ankavanana,+Dia ilay zanak’olombelona izay nohatanjahinao ho anao.+