Eksodosy 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha hitanao mivalampatra voatsindrin’ny entana ny ampondran’ny olona mankahala anao, dia aza ilaozana fotsiny ilay olona. Tsy maintsy manampy azy hanala ilay entana ianao.+ Deoteronomia 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Raha hitanao lavo eny an-dalana ny ampondran’ny rahalahinao na ny ombiny, dia aza ialana fotsiny. Ampio kosa ny rahalahinao hanarina azy.+
5 Raha hitanao mivalampatra voatsindrin’ny entana ny ampondran’ny olona mankahala anao, dia aza ilaozana fotsiny ilay olona. Tsy maintsy manampy azy hanala ilay entana ianao.+
4 “Raha hitanao lavo eny an-dalana ny ampondran’ny rahalahinao na ny ombiny, dia aza ialana fotsiny. Ampio kosa ny rahalahinao hanarina azy.+