FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tiany ny toerana mihaja indrindra+ any amin’ny sakafo hariva, ny toerana eny aloha ao amin’ny synagoga,+

  • Lioka 11:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Lozanareo Fariseo, satria tianareo ny toerana eny aloha ao amin’ny synagoga sy ny hoarahabain’ny olona eny an-tsena!+

  • Lioka 20:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 “Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna, izay tia mandehandeha manao akanjo lava, sady tia ny hoarahabaina eny an-tsena sy ny hahazo toerana eny aloha ao amin’ny synagoga ary ny toerana mihaja indrindra any amin’ny sakafo hariva,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara