Jaona 5:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 dia hivoaka izy ireo. Koa izay nanao ny tsara dia hatsangana ho amin’ny fiainana,+ fa izay zatra nanao ratsy kosa hatsangana ho amin’ny fanamelohana.+ Jaona 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hoy i Marta: “Fantatro fa hitsangana izy amin’ny fananganana ny maty+ amin’ny andro farany.” Asan’ny Apostoly 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary manantena+ amin’Andriamanitra aho, araka izay antenain’izy ireo koa, fa hisy fitsanganan’ny+ marina+ sy ny tsy marina.+
29 dia hivoaka izy ireo. Koa izay nanao ny tsara dia hatsangana ho amin’ny fiainana,+ fa izay zatra nanao ratsy kosa hatsangana ho amin’ny fanamelohana.+
15 Ary manantena+ amin’Andriamanitra aho, araka izay antenain’izy ireo koa, fa hisy fitsanganan’ny+ marina+ sy ny tsy marina.+