Lioka 13:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ho tonga avy any atsinanana sy andrefana ary avaratra sy atsimo+ ny olona ka handry ilika hisakafo ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.+ Apokalypsy 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy ilay anjely tamiko: “Soraty izao: Sambatra izay nasaina+ ho amin’ny sakafo hariva amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.”+ Hoy koa izy tamiko: “Tena tenin’Andriamanitra+ izany.”
29 Ary ho tonga avy any atsinanana sy andrefana ary avaratra sy atsimo+ ny olona ka handry ilika hisakafo ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.+
9 Ary hoy ilay anjely tamiko: “Soraty izao: Sambatra izay nasaina+ ho amin’ny sakafo hariva amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.”+ Hoy koa izy tamiko: “Tena tenin’Andriamanitra+ izany.”