Apokalypsy 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary izy ireo dia naharesy azy+ noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy ny hafatra torin’izy ireo,+ ary tsy nankamamy ny ainy*+ ireo, na ho faty aza.
11 Ary izy ireo dia naharesy azy+ noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy ny hafatra torin’izy ireo,+ ary tsy nankamamy ny ainy*+ ireo, na ho faty aza.