Matio 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandrakariva.+ Marka 8:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nantsoiny nankeo aminy ny vahoaka sy ny mpianany, ka hoy izy tamin’ireo: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandrakariva.+ Lioka 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy ihany izy tamin’ny rehetra: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany+ ka hitondra ny hazo fijaliany isan’andro ary hanaraka ahy mandrakariva.+ Galatianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Sanatria ahy ny hirehareha, afa-tsy ny amin’ny hazo fijalian’i+ Jesosy Kristy Tompontsika. Izany hazo fijaliana izany no namantsihana an’izao tontolo izao, araka ny hevitro,+ fa namantsihana ahy kosa araka ny hevitr’izao tontolo izao.
24 Ary hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandrakariva.+
34 Ary nantsoiny nankeo aminy ny vahoaka sy ny mpianany, ka hoy izy tamin’ireo: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandrakariva.+
23 Dia hoy ihany izy tamin’ny rehetra: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany+ ka hitondra ny hazo fijaliany isan’andro ary hanaraka ahy mandrakariva.+
14 Sanatria ahy ny hirehareha, afa-tsy ny amin’ny hazo fijalian’i+ Jesosy Kristy Tompontsika. Izany hazo fijaliana izany no namantsihana an’izao tontolo izao, araka ny hevitro,+ fa namantsihana ahy kosa araka ny hevitr’izao tontolo izao.