Matio 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mandehana àry, ka ianaro ny dikan’ny hoe: ‘Famindram-po no sitrako, fa tsy sorona.’+ Fa tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota.” Marka 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ren’i Jesosy izany ka hoy izy tamin’ireo: “Tsy ny matanjaka no mila dokotera, fa ny marary. Tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota.”+
13 Mandehana àry, ka ianaro ny dikan’ny hoe: ‘Famindram-po no sitrako, fa tsy sorona.’+ Fa tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota.”
17 Ren’i Jesosy izany ka hoy izy tamin’ireo: “Tsy ny matanjaka no mila dokotera, fa ny marary. Tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota.”+