Matio 21:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Ahoana ny hevitrareo ny amin’izao? Nisy lehilahy nanan-janaka roa lahy.+ Nankeo amin’ny voalohany izy ka niteny hoe: ‘Andeha, anaka, miasa any an-tanimboaloboka anio.’
28 “Ahoana ny hevitrareo ny amin’izao? Nisy lehilahy nanan-janaka roa lahy.+ Nankeo amin’ny voalohany izy ka niteny hoe: ‘Andeha, anaka, miasa any an-tanimboaloboka anio.’