6 Ny lamosiko natolotro tamin’ny mpikapoka, ary ny takolako+ natolotro tamin’ny mpanongotra volombava. Ny tarehiko tsy mba nafeniko rehefa nalam-baraka sy nororana+ aho.
39 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Aza manohitra an’izay manisy ratsy anao, fa na iza na iza mamely tehamaina ny takolakao havanana,+ dia atodiho any aminy koa ny takolakao ilany.