Matio 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesosy, ka nanontaniany hoe: “Ianao ve no mpanjakan’ny Jiosy?”+ Dia hoy ny navalin’i Jesosy: “Voalazanao.”+ Jaona 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia naka sampana palmie+ ireo, ka nandeha nitsena azy ary niantsoantso+ hoe: “Mba vonjeo re e!+ Mahazo fitahiana ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,+ eny, ilay mpanjakan’ny+ Israely!”
11 Ary nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesosy, ka nanontaniany hoe: “Ianao ve no mpanjakan’ny Jiosy?”+ Dia hoy ny navalin’i Jesosy: “Voalazanao.”+
13 Dia naka sampana palmie+ ireo, ka nandeha nitsena azy ary niantsoantso+ hoe: “Mba vonjeo re e!+ Mahazo fitahiana ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,+ eny, ilay mpanjakan’ny+ Israely!”