Matio 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary fanaon’ny governora isaky ny fety ny nanafaka voafonja iray izay tian’ny vahoaka.+ Marka 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Isaky ny fety, dia fanaon’i Pilato ny nanafaka voafonja iray izay nangatahin’ny vahoaka.+