Levitikosy 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hahetsiketsiny*+ eo anatrehan’i Jehovah ilay amboara, mba hahazoanareo sitraka. Ny ampitson’ny sabata avy hatrany no tokony hanetsiketsehan’ny mpisorona izany. 1 Korintianina 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Efa natsangana tamin’ny maty tokoa anefa i Kristy,+ izay voaloham-bokatra+ amin’ireo nodimandry.*+
11 Ary hahetsiketsiny*+ eo anatrehan’i Jehovah ilay amboara, mba hahazoanareo sitraka. Ny ampitson’ny sabata avy hatrany no tokony hanetsiketsehan’ny mpisorona izany.
20 Efa natsangana tamin’ny maty tokoa anefa i Kristy,+ izay voaloham-bokatra+ amin’ireo nodimandry.*+