Lioka 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nahita azy izy roa lahy nefa tsy nahafantatra azy.+ Lioka 24:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tamin’izay vao tonga saina izy roa lahy ka fantany hoe iza izy. Dia nanjavona teo anatrehany izy.+ Jaona 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa nihanazava anefa ny andro, dia nijoro teo amin’ny torapasika i Jesosy, saingy tsy fantatry ny mpianatra hoe izy io.+
31 Tamin’izay vao tonga saina izy roa lahy ka fantany hoe iza izy. Dia nanjavona teo anatrehany izy.+
4 Rehefa nihanazava anefa ny andro, dia nijoro teo amin’ny torapasika i Jesosy, saingy tsy fantatry ny mpianatra hoe izy io.+