Lioka 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoy anefa i Simona: “Mpampianatra ô, efa niasa mafy nandritra ny alina manontolo izahay, saingy tsy nahazo mihitsy.+ Noho ny teninao anefa, dia halatsako ihany ny harato.”
5 Hoy anefa i Simona: “Mpampianatra ô, efa niasa mafy nandritra ny alina manontolo izahay, saingy tsy nahazo mihitsy.+ Noho ny teninao anefa, dia halatsako ihany ny harato.”