Marka 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Avy hatrany anefa dia fantatr’i Jesosy tany an-tsainy tany ny eritreritr’ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mieritreritra izany ao am-ponareo?+ Jaona 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy natoky+ azy ireo anefa i Jesosy, satria fantany daholo izy rehetra Jaona 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 ary satria koa tsy nila na iza na iza hilaza aminy momba ny olona izy, fa ny tenany ihany dia efa nahalala izay tao am-pon’ny olona.+ Jaona 16:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fantatray izao fa mahalala ny zava-drehetra ianao,+ ary tsy mila olona hanontany anao.+ Izany no inoanay fa avy tamin’Andriamanitra ianao.”+
8 Avy hatrany anefa dia fantatr’i Jesosy tany an-tsainy tany ny eritreritr’ireo, ka hoy izy taminy: “Nahoana ianareo no mieritreritra izany ao am-ponareo?+
25 ary satria koa tsy nila na iza na iza hilaza aminy momba ny olona izy, fa ny tenany ihany dia efa nahalala izay tao am-pon’ny olona.+
30 Fantatray izao fa mahalala ny zava-drehetra ianao,+ ary tsy mila olona hanontany anao.+ Izany no inoanay fa avy tamin’Andriamanitra ianao.”+