Jaona 19:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary vavolombelon’izany ilay nahita maso, sady marina ny fanambarany, ary fantatr’izany lehilahy izany fa marina izay lazainy, mba hinoanareo koa.+ 3 Jaona 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Na izy rehetra na ny fahamarinana dia samy vavolombelona nanambara momba an’i Demetrio.+ Vavolombelona+ manambara koa izahay, raha ny marina, ary fantatrao fa marina ny fanambaranay.+
35 Ary vavolombelon’izany ilay nahita maso, sady marina ny fanambarany, ary fantatr’izany lehilahy izany fa marina izay lazainy, mba hinoanareo koa.+
12 Na izy rehetra na ny fahamarinana dia samy vavolombelona nanambara momba an’i Demetrio.+ Vavolombelona+ manambara koa izahay, raha ny marina, ary fantatrao fa marina ny fanambaranay.+