Jaona 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Jesosy: “Rehefa asandratrareo+ ny Zanak’olona+ vao ho fantatrareo fa izaho no izy.+ Ary tsy manao na inona na inona araka ny nahim-poko aho,+ fa araka izay nampianarin’ny Ray ahy no ilazako izany.+ Galatianina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nividy+ sy nanafaka+ antsika tamin’ny ozon’ny Lalàna i Kristy rehefa nanjary voaozona+ hisolo antsika, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.”+
28 Dia hoy i Jesosy: “Rehefa asandratrareo+ ny Zanak’olona+ vao ho fantatrareo fa izaho no izy.+ Ary tsy manao na inona na inona araka ny nahim-poko aho,+ fa araka izay nampianarin’ny Ray ahy no ilazako izany.+
13 Nividy+ sy nanafaka+ antsika tamin’ny ozon’ny Lalàna i Kristy rehefa nanjary voaozona+ hisolo antsika, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.”+